|
|
|
|

Entrée1  tsy hita pesipesenina
Mots élémentaires  2  tsy hita, pesipesenina
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] any amin' ny lavitra dia lavitra mila tsy azon' ny saina eritreretina
Explications en français  5  [1.3] complètement invisible, incompréhensible
Exemples  6  Hovaliako ny fanontanianao - hoy Razanakandriana - Ianareo lehi lahy nahazo voninahitra tsy hita pesipesenina! [2.270#]
7  Ho tsy hita pesipesenina ny zavatra simba sy olona maty. [2.472]
8  Nolazainy tamin'io fa ny trano firaketana ao Jerosalema dia feno vola mihoa-pampana, misy harena tsy hita pesipesenina [2.996]
Synonymes  9  tsy hita hirangirana, tsy hita lavadavaka, tsy hita noanoa, tsy hita velively, tsy hita zambazamba

Mis à jour le 2024/12/10